Dikan'ny teny : lavo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t: Potraka: Nibolisatra izy ka lavo. ~ Voazera amin' ny tany: Tolona amin'ny sakaiza tiana; aleo lauony toy izay mahalavo azy (ohab.). ? Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho. it Maty (an-doka): Niloka tamin'ny ady baolina izahay ka lauoko ariary efapolo izy. i t.i.f.: Alavo, voalavo I mandavo, fandavo, mpandavo j andavoana, fandavoana / mahalavo I lavolavo. ΒΆ M.h.: Potraka, tsirara, mitsinkasina, mianjera, miongana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel