Dikan'ny teny : lay

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan-damba mikitroka ny tenony, lamba fanao irony fialofana fanaovan-dasy; na io fialofana io mihitsy: Kely lambanana loafra ny lay ka tsy nahatakatra ny rindrina avaratra /Nanangana lay tery an-tamponkavoana ny miaramila • Lamba makarakara atao aro moka amin'ny fandriana. • Ny lamba mihantona amin' ny andrin-tsambo izay atosik:y ny rivotra ka mampandeha ny sambo atao hoe Sambolay. - t.i.f•: Laizina/mandaylmilay. Ahitsio
2 (Ski) a: Karazan'ahitra any anaty ranomasina. 'Lay p. mdr. na s. mdr.: Jar. I-lay. Ahitsio
3 a: Hena alaina trosa, izay efa voafetra ny fotoana handoavana ny vidiny. - t.i.f.: Milay, filay, mpilay / ilaizana, filaizana 1 mahalay. Ahitsio
4 a: Tsilotsilo kely madinika dia inadinika hita amin'ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin'ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns... 1 tif: Manday, fanday j lailay, malailay 1 mahalailaY 1 halailay, fahalailay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel