Dikan'ny teny : lazo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fiandohana hamainana, fanombohana amin'ny fahasimbana na fahamainana: Ny lazom-boangazo dia mangahazo ahahy amin'ny hainandro ka efa maimaina. t.i.f.: Lazoina, alazo, voalazo /mandazo, fandazo, mpandazo J andazoana, fandazoana 1 malazo. - F.-p.: Luzon y: sady tsy le-na no tsy main tanteraka. / Lazom-boamangahazo: ny mangahazo nahahy ka mbola tsy maina tanteraka. / Lazon' ady: ady mitohy izay ilana fikirizana sy faharetana. /Lazon'andro: hafanan'ny andin hatramin'ny hariva izay terni mahamay tokoa. / Lazon'antitra: olon-dehibe efa mande-ha eo amin'ny fahanterana. J Lazon-kabary: kabary lavareny ifamaliana tsy misy farany. I Tonta lava: entina milaza zavatra tsy tsars loatra sy efa nanaovana (fitafiana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel