Dikan'ny teny : lazoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lazo) mt ih. (lazoy): Aserantserana amin'ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana L'an notapahina. Asian'ny amban'aretina, asian'aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin'ny kitrotro ity zaza tt?. 1 Asiana: Lazoin'ny hainandro ny andohako. 1 Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana tty raharaha it? fa lazoinareo lava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel