Dikan'ny teny : leda

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano. Ahitsio
2 sy Ledaleda (leda) a.: Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako. - t.i.f.: Mileda, fileda. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel