Dikan'ny teny : lefahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lefaka) mtih. (lefaho): Atao tonga milefitra; ketrahina:Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany. / Aza lefahina ny tady. 1 h.i.: Atao tonga adala Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel