Dikan'ny teny : lefona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fiadiana fanipY misy tahony lavalava, lelany maranitra ary lohany matsilotsilo. 1 Lefonina, alefona, voalefona I mandefona, fandefona, mpandefona 1 andefonana, fandefonana J milefona. - Lefom-pohy: lefona fohy ny zarany ary mora afenina any am-balahana. / Lefona ivoho: famelezana na fiampangana tsy eo anatrehana fa any ivoho (an-takona), teti-dratsy tsy mivantana fa an-kolaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel