Dikan'ny teny : lehibe

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe. ? a: 1) Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe. 2) Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben'ny sekoly. - t.i.f.: Halehibiazma / manalehibe / analehibiazana, f analehibiazana 1 mihalehibe I halehibe, fahalehibe, halehibiazana, fahalehibiazana. ¶ M. h.: Dabe, makadiry, vaventy, fonitra, debo, f one ta. na, donga, vokatra, ngeza, goay (goaibe), goavana, go-ma (gomabe), dobara (dobarabe), dofa, bontolo, mokany, bolangina, botrefona, beboko, vokavoka (vongavonga), bevava, tsy mifanerana, tsy anoharana, tsy ahombiazana, tsy omby fo. Mihalehibe: mitombo, mütatra, maka vahana, mihamafy, mihombo, manonitra, manararaotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel