Dikan'ny teny : lelafina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lelaka) mt. ih. (lelafo): Kasihina ary safosafoina amin'ny lela; tambatambazana aoka izany. * Ohab.: Ny latsaka am-po tsy hamelona, ka ny an-tendro-molotra indray no teelafina: raha misy zavatra efa nahavoa ny tena indray mandeha, tsy tokony hilalao amin' ny tahaka an'io fahitandrina fatratra. / Omby mahia tsy lelafin'ny namany: ny mahantra, ny madinika tsy mba mana-namana; ny lehibe, ny mpanankarena ihany no hodidinin-tsakaiza maro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel