Dikan'ny teny : lelika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tototra, voasarona: Lelika ny hady. 1 Fano: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary. Tsy mahalala ny fahorian'ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena. - t.i.f.: Lelefana, alelika, voalelika I mandelika, fandelika, mpandelika / andelefana, fandelefana / mahalelfka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel