Dikan'ny teny : lemena

Hampiditra dikany vaovao
1 (lemy) mt. ih. (lemeo): Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra. 1 Atao malefaka, mora tsakoina: Lemena anaty rano aloha ny tsaramaso vao handroina. / Lemeo tsara ny hena. / Tonga mihena hery: Nolemen'ny aretina roa vola-na izy. 1 h.o.: Aza mety ho lemen'ny naman-dratsy. / Kapohina, lakasina: No!emen-drainy ny hazo Ilita vao hendry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel