Dikan'ny teny : lena

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Nilatsahan'ny rano ka manda, vonton'ny rano, kotsa: Tratran'ny orana aho ka lena ny akanjoko. i t t f.: Lemana, voalena / mandena, fandena, mpandena I andemana, fandemana I mihalena / mahalena / lande-na. ΒΆ M. h.: Manda, petsa, poretsaka, vonto, bibaka, hetsaka, hotsaka, fetsaka, loditra, kotsa, ditsaka, tantera-drano, mitsoitsoy, mitera-drano, mitsi-drano, malana, malamalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel