Dikan'ny teny : leno

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ahitra tenehina mba hanatsara ny fan dokoana; fandraiketana mahatonga ny loko handaitra. - t.i.f: Lenoina, aleno, voaleno / mandeno, fandeno, mpandeno / andenoana, fandenoana / mahaleno I lenoleno. - F.-p.: Tsy mandray ravindeno: enti-milaza zazavavy na vehivavy tsy te hisahirana amin'ny fanaovan-taozavatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel