Dikan'ny teny : lenta

Hampiditra dikany vaovao
1 na Leta a.: Ilay somary lempona kely amin'ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan'ny sarony. - F.-p.: Mitouy lenta: mitovy haavo, mitovy tantana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel