Dikan'ny teny : lesoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Petaka (orona): Lesoka orona io zazauauy io no naharatsy azy. • Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely. • h.o.: (anarana): Tsininy: Mahafinariha be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny heu tira no sotnary maivana: izay no lesoka aminy. - t.i.f.: Lesohina I mandesoka, fandesoka, mpandesoka / andesohana I mahalesoka / lesodesoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel