Dikan'ny teny : letaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fahalemena sy tsy fahazakana ny tena; fidabohana tsy tafarina intsony; fipetrapetrahana fotsiny any an-tranon'olona. - t.i.f.: Miletaka, filetaka, mpiletaka 1 mahaletaka I letadetaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel