Dikan'ny teny : letrezana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin'izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain'olona Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel