Dikan'ny teny : levona

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, ho-no, izao tontolo izao. • Lany: Levon'ny omby ny vartnay. • Simba: Levon'ny zanakao ny bokiko. • Lasaentona: Leuon-ko fofona ny kamifaoro. • Lasa tsy hita venty intsony toy ny sirs- latsaka ao anaty rano: Laurana tao anaty rano ny siramamy, 1 Voaovan'ny vavony: Tsy mbola leuona ny sakafonao ka aza mandro. - t.i.f.: Alevona, levonina 1 mandevona, fandevona, mpandevona 1 andevonana, fandevonana 1 mahalevona, le• vondevona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel