Dikan'ny teny : liana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naiuo. / Efa liana er? izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano. é nef.: Halianana, fahalianana. el Afa-diana: afa-potamin'ny fialaht-boly na tamin' ny fialan-tsasatra ka tsy maniry ny hanohy intsony; tsy manan-javatra irina hojerena na hohanina intsony. I Liana ady: fatra-pitady ady, te hiady foana. / Lian-tsofina: ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa•po tamin'izay re. I Manao tsy liantsofina: milaza mialoha arnin'olona zavatra vaovao izay mbolaho henony ihany. / Manala liana: manome ny bevohoka izay tiany hohanina. ¶ M.h.: manalaratsiaina. / Miala liana: manampatra mihinana izay tiana hohanina (fiteny arnin'ny bevohoka indrindra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel