Dikan'ny teny : lingitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Lihitra, maimay hanao zavatra noho ny hajejaana. - t.i.f.: Milingitra, filingitra, mpilingitra 1 ilingirana, filingirana na filingitana 1 mahalingitra / lingidingitra / halingirana, halingitana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel