Dikan'ny teny : lisy

Hampiditra dikany vaovao
1 (f- lis) na Lilia a.: Karazam-boninkazo fianakaviamben'ny "liliacées", mahatratra 1 metatra ny haavony, ny raviny boribory lavalava maitso mangirana ary ny voniny fotsy mangatsohatso sady mantra miendrika vazy lavalava eo an-tendron-tahony; ny lisy dia noheverina hatrizay ho sarin'ny hadiovam-pitondran-tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel