Dikan'ny teny : loka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanamby ifanaovana: Andeha hanao loka, hoy ny sokatra tamin'ny bitro, fa izaho no ho tonga uoalohany er? ambody hazo er?. ~ Zavatra omena an'izay mahazo amin'ny fanamby: Inona no hatao 1oka, hoy ny bitro tamin'ny sokatra? ~ Lalao ifanambazana vola, ka ny mahazo dia izay maharesy (karatra), na izay naka ny mahery (baolina), na izay naka ny tonga voalohany (hazakazatsoavaly): Lany tamin'ny loka ny fananany. ~ Valisoa omena an'izay voalohany amin'ny olona maro nifaninana: Anio no fizaran-doka ho an'ny mpianatra ao Ananona. i ai. f.: Aloka 1 miloka, filoka, mpiloka 1 ilokana, filokana 1 mahaloka I lokaloka. ? F.-p.: Azo loka, maty loba, resy loka: vos tamin'ny loka ka mandoa amin'ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana, 1 Loka rano: loka faran'izay mora fa rano no sotroin'izay resy (enti-milaza loka tsy misy antony). I Loba tenany: amin'ny adin' akoholahy, ny akoho resy no lasan'ny tompon'ilay akoho nandresy. 1 Lokan'ny mpivady: teny na zavatra omen'ny lahy mba hampitonitony ny vavy. 1 Lokan'ankizy ka ny azo dia hanina: enti-milaza ny loka omena eo no ho eo. Ahitsio
2 a.: Fanipazana lefona, pala, fiadiana..., na fianarana miady arnin'ny lefona. - t.i.f : Lokana, aloka, voaloka I miloka, Moka, mpiloka 1 ilokana, filokana 1 mahaloka I lokaloka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel