Dikan'ny teny : madonda

Hampiditra dikany vaovao
1 (donda) p. t: Enti-milaza zavatra mavesatra, noho ny lanjan'ny tenany mihitsy fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany; sady matevina no mavesatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel