Dikan'ny teny : mafafa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fafa) p. t: Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony. ΒΆ M.h.: Madio, majifa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel