Dikan'ny teny : maha

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona fanao eo alohan'ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin'ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin'ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety uoio izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel