Dikan'ny teny : mahafantatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fantatra) mt. p.: Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain'ny olona azy intsony izy. ? Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho. ? Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel