Dikan'ny teny : mahafoy

Hampiditra dikany vaovao
1 (foy) mt.p. (maha- foiza): Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe. * Ohab.: Mahafoy erany ka tsy mahafoy mihintsana: Tsy mahafoy manome fanampiny na dia kely akory aza, fa izay dia izay. (Ny mihintsana dia entina milaza fomba famarana voan-javatra efa fa-no tsara, nefa ahintsana indray mba hifatratra tsaratsara kokoa). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel