Dikan'ny teny : mahagaga

Hampiditra dikany vaovao
1 (gaga) p• t.: Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan'ny olombelona fa tongany hatreny amin'ny volana ¶ M.h.: Mahatalanjona,mampidagaga, mampidogaga, igagana, mampitolagaga, ihorehana, ikoizana, mampikoy, mampiaiky volana, mampitonàka, mampitampim-bava, mahavaky vava, mahavariana, mahasondriana, mampitanàka, mampivanàka, mampidonàka, mampitokaka, mahazendana, mahakepoka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel