Dikan'ny teny : mahandro

Hampiditra dikany vaovao
1 (handro) mt.p. (mahandroa na mandrahoa):Manamasaka zavatra miaraka a min'ny rano amin'ny afo: Mahand ro mangahazo. - F.-p.:Nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka: enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray antsakany sy an-davany. / Toko telo mahamasa-nahandro: enti-milaza fit am baran' olona miara-miasa antoky ny fahavitan'ny asa na zavatra iray. * Ohab.: Ilay nahandro takatra, ka izay no takatra: tsila laon-teny manambara fa izay no vita tamin'ny sakafo, ka aoka tsy hahazo tsiny avy a min'izay nasaina. / Ilay na- handro vato: raha ny rony dia masaka: enti-milaza zava- tra efa notenehina ela na raharaha nokarakaraina maharitra, nefa tsy mbola vita ihany na tsy mety masaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel