Dikan'ny teny : mahantra

Hampiditra dikany vaovao
1 (ancra) p.t: Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin'ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian'ny nahamay ny fananany. ΒΆ M. h.: Malahelo, fadiranovana, faraidiny, miporipory, mikaforoforo, mikokokoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel