Dikan'ny teny : mahasoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (soa) p.t. na mt. p. (mahasoava): Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara. • Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny. • Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel