Dikan'ny teny : mahasodoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sodoka) mt.p. na p. t.: Mahatonga ho voafitaka: Nahasodoka ny sofin' ny mpitsangantsangana teny Ambondrombe ny feo maron'ny riana sy ny vorona nifanako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel