Dikan'ny teny : mahatonga

Hampiditra dikany vaovao
1 (tonga) mt.p.: Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho. • Ampy mba hahatongavana: Ariary zato uao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy. ? Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibo ny voankazo manta. ? Mampanjary: Ny fiarahan'ny zanakao a min'ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel