Dikan'ny teny : mahatsangy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsangy)rnts.:Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena am an- drahar ahan'n y fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray amandreny. - F.-p.: Izay mahatsangy no ary: izay afaka mandfmby ny rainy no manankarena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel