Dikan'ny teny : mahatsiahy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiahy) mt.p. (mahatsiahiva): Mabita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha: Isaky ny mahatsiahy an-janany any am-pita izy dia misento. • Mahatsiaro olona ka somary malahelo na manembona azy: Velon-tsento ny fo mahatsiahy. * Ohab.: "Vantotr'omby minono: tsy mandoza fa mahatsiahy ny ela: indraindray misy zavatra heverina ho toa hafahafa, mandoza, sns..., nefa tsy inona fa fihetsehampo misendaotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel