Dikan'ny teny : mahatsiaro

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiaro) mt.p. (mahatsiarova): Mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin'olona na zavatra hita na fantatra tany amin'ny andro lasa: Mahatsiaro an'i Dada a-ho izany. • Mahatadidy, afa• ka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho. ? Taitra avy amin'ny torimaso tsy matory intsony: Rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao. • Mihevitra: A-min'ny andro sarotra izy va() mahatsiaro an'Andriamanitra • Mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany. - F,-p.: Mahatsiaro fanahy: mitodika ny lasa ka misaina ny fotoana iainana ankehitriny mba hivoarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel