Dikan'ny teny : mahatsiravina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiravina) p. t: Mampatahotra, manrpivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina. • Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay. ? Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel