Dikan'ny teny : mahazaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tady makadiry: Mamatotra omby amin'ny mahazaka. 1 p.t.: Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an'io entana io aho. ~ Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel