Dikan'ny teny : mahihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hihitra) p.t.: Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny er? rehefa handany vola. * Ohab.: Mpanankarena mahihitra: maty vao misy mpilanja: enti-milaza fa tsy mba tia mandany vola hampiadanan-tena ny mahihitra ka rehefa maty ndeha halevina vao mba misy mpilanja. ΒΆ M.h.: Jar. Mahidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel