1 p.t.: Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin'ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko. - t.i.f.: Fahamahinana, hamahinana. ΒΆ M.h.: Kaodikaody, maodimaody, matahotahotra, miahiahy.
Ahitsio