Dikan'ny teny : mahoraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (horaka) p.t.: Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona ny tapany, izany indray izao no mahoraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel