Dikan'ny teny : maisatra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mihisatra tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra it? milina ity izany. • Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidrail¢tra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta. ¶ M.h.: Handatra. - t.i.f.: Maisamaisatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel