Dikan'ny teny : maito

Hampiditra dikany vaovao
1 (ito) p. t.: Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo. * Ohab.: Maso- bary maito kitoza; ny tiako no tiany: rehefa sendra izay fifanojoanjavatra mahasoa, dia samy faly, samy tretrika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel