Dikan'ny teny : majifa

Hampiditra dikany vaovao
1 (jifa) p.t.: Lany tapitra, fongana: Loza lahy ilay saka ratsy iny! Nataony majifa ny laoka sisa tao am-bilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel