Dikan'ny teny : makasa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin'ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel