Dikan'ny teny : makotroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kotroka) p. t.: Manetriketrika, re hatraiza hatraiza: Nakotroka izay fety tao Ananona izay. • h. i.: Matevim-be (fiteny amin'nY lamba na tafo herana): Lamba makotroka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel