Dikan'ny teny : malagasy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny firenena tompon-tanin'i Madagasikara: 0-lona tia zanaka sy mandala fihavanana ny Malagas y. • p, t.: Momba an'i Madagasikara, an'i Madagasikara na avy any Madagasikara: 'Zany takariva kosa mody omby tera-bao!... / 'Ndreny lasa ny tsiriry nde-hody hifindra lasy; / Efa dify ny masoandro ne fa toa malain-kandao... / 'Zay nahita tsy hanadino ny hariva malagasy! (R. R-R). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel