Dikan'ny teny : malaholaho

Hampiditra dikany vaovao
1 (laholaho) p. t: Reraka dia reraka efa ambavahoana. Ahitsio
2 (laholaho) p.t.: Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon'akondro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel