Dikan'ny teny : malalaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (lalaka) p.t: Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malaldka ny lakozianareo izany. • Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an'ny tena ka toa difotra ao anatiny ny te-na: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany. ¶ M.h.: Lobaloba, milobaloba. • Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo. • Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao. • Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa osai vo miditra izy. ? Lava, betsaka: MalaIaka ny fotoana hamitako it? sary it?. 1 Tsy teritery; ananana fahaf ahana tsy voageja: Olona malaia-tsaina Rabe, / Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel