Dikan'ny teny : malaza

Hampiditra dikany vaovao
1 (laza) p.t.: Fantatr' ol o-na betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritanyingahyRabehevitra (Fiteny amin'ny tsara na amin' ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampianany p.t. hoe ratsy: Malaxa ratsy itq toerana eto Manakambahiny it?). - F.-p.: Malaza raviny: tsy a• rakaraka ny anarany ny laza• ny. * Ohab.: Malaza tsy ihinanana toa vilian-tsahona: (mitavy amin'ny "malaza ravina"). ¶ M.h.: Be voninahitra, manan-daza, manehoeho, mandeha laza, manetriketrika, iray toa zato, tsy leo laza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel